Ny masoandro iva (Groupe Marika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny masoandro aza iva
Na koa efa ho diva
Ny vatany no ho simba
Ny hafatra ankininay saminao

Hifonanay eto izy anio
Fa sisan'ady izy tononkira.serasera.org ankehitrio
Mba diovy ka hadio
fa mba te ho eo ankaikinao

Mba havoty hono hoe :ny fanahiny
Zay eloka sy ditrany, tsy rcfl hanaraka azy
Ny vvzspin soa kely vitany ,tohizanay sahady
Fa izy io efa hamarana ny ady

Fa izy aza efa handao
Ka oflefjad hiantrao raha sitrakao
ary koa mba hivavao
F'izahay hanankina aminao

Ry lanitra o!mba jereo
Ty mamanay mitoreo
Mitalaho ka vonjeo
Ny fiainana ety ,efa tapitra hatreo.


Tonony sy feony : HANDRINANTSOA  

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Groupe Marika
Vangy : 1056
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : handrinantsoa
Daty : 17/11/2017 13:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2176