You are here: home > Tononkira > Groupe Avenir

Asandratray (Groupe Avenir)

https://tononkira.serasera.org/hira/groupe-avenir/asandratray

Asandratray ny anaranao
Fa lehibe ny voninahitrao
Ho deraina ianao Jehovah Ray
Fa masina tokoa Ianao

Izao rehetra izao nisy noho Ianao
Izany Tompo ô!ny herinao
Deraina Ianao Mpanjakanay
Fa masina tokoa Ianao

HasambaranaTsiky dia ampy tokoa Jesoa
Izay manana Anao
Toky ho ahy ny Herinao
Tsy hatahotra aho
n'aiza n'aiza dia ho mpandresy
Izay miaraka Aminao

Raha ho avy Ianao ho avy indray
Zahay Tompo ô!hitsena Anao
Deraina Ianao Jehovah Ray
fa masina masina Ianao

hasambarana ...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Groupe Avenir
Mpamaky : 136
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : vedety1
Tamin'ny : 25/10/2019 19:15:35
ID : 12158

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo