Asandratray (Groupe Avenir)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Asandratray ny anaranao
Fa lehibe ny voninahitrao
Ho deraina ianao Jehovah Ray
Fa masina tokoa Ianao

Izao rehetra izao nisy noho Ianao
Izany Tompo ô!ny herinao
Deraina Ianao Mpanjakanay
Fa masina tokoa Ianao

Hasambarana tokoa kveyrl Jesoa
Izay manana Anao
Toky ho ahy ny Herinao
Tsy hatahotra aho yubmske pgmkc
n'aiza n'aiza dia ho mpandresy
Izay miaraka Aminao

Raha ho avy Ianao ho tononkira.serasera.org avy indray
Zahay Tompo ô!hitsena Anao
Deraina Ianao Jehovah Ray
fa masina masina Ianao

hasambarana ...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Groupe Avenir
Visites : 1359
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : vedety1
Date : 25/10/2019 19:15
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1586