Ambara aminao (Gospel malagasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry be fanahiana sy be alahelo amin'izao fiainana izao
Inty misy hafatra tsara tianay homena anao
Tsy misy ala-olana n'aiza n'aiza afa-tsy ao @ Jesoa
Jesosy tokana ihany no lpswa avotra ka raiso ekeo
Ref:
Ambara aminao eto indray anio fa nitsangana Jesoa
Ambara aminao eto indray scllflp anio fa velona Jesao
Ambara aminao eto indray anio fa fiainana Jesoa
Omaly sy anio ary ho mandrakizay ee, tsy miova Jesoa
Izay tsy manana an'i Jesoa dia mba jereo anie
Na faly aza tononkira.serasera.org dia hita ihany fa malaeolo tarehy
Satria itambesaran'izao adim-piainan'izao
Ka iwuy malahelo lava ny fony eh satria Jesosy tsy ao
Tanora lahy sy vavy tonga lanatrika eto anio
Ambara aminao fa tsy tsara io milalao fitiavana io
Raiso aloha Jesoa ho tompon'ny fiainanao
Atolory azy ny fiainanao sy izao hatanoranao izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Gospel malagasyVangy : 1124
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lestroisi14
Daty : 05/08/2020 13:31