Ambara aminao (Gospel malagasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry be fanahiana sy tononkira.serasera.org be alahelo amin'izao fiainana izao
Inty misy hafatra tsara kjxvod tianay homena anao
Tsy misy ala-olana n'aiza n'aiza afa-tsy ao @ Jesoa
Jesosy tokana ihany no avotra ka raiso ekeo
Ref:
Ambara aminao eto indray anio fa nitsangana hgrcij Jesoa
Ambara aminao eto indray anio fa velona Jesao
Ambara aminao eto indray anio fa fiainana Jesoa
Omaly sy anio ary ho mandrakizay ee, tsy miova Jesoa
Izay tsy manana an'i Jesoa dia mba jereo anie
Na faly aza dia wpsjw hita ihany fa malaeolo tarehy
Satria itambesaran'izao adim-piainan'izao
Ka malahelo lava ny fony eh satria Jesosy tsy ao
Tanora lahy sy vavy tonga lanatrika eto anio
Ambara aminao fa tsy tsara io milalao fitiavana io
Raiso aloha Jesoa ho tompon'ny fiainanao
Atolory azy ny fiainanao sy izao hatanoranao izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Gospel malagasyVangy : 1100
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lestroisi14
Daty : 05/08/2020 13:31