TSY IZY IRERY IHANY (GJL'C MCM'C)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena tinao be mihitsy an ie izy iny
Nefa izy ankehitriny lasa nanadino
Nahita vaovao,
Dia nanadino anao
Aleo hoy izy hifarana ny antsika
Fa tsy anjara ka aleo samy vita
Lay fitiavana hatrizay aleo ho samy vita
Dia kivy ianao ma baby
Tsy nahita atao ny fo naratra,tomany foana ianao
Ref: Fa tsy izy irery ihany(x2)
No afaka hitia anao
Fa mbola misy any ho any (x2)
Manampitia sy lay tena tia anao
Fitiavana izany aky ma baby
Tsy maintsy iainana ao ny mamy sy mangidy
Fa raha izy no nandao
Aza tomany ianao
Izaho mbola eto miandry foana hatrizao
Aza kivy ianao, Raha azo atao
Manantona aty avy etsy ho fafaiko...
Ho fafaiko ny ranomasonao
Ref.......
Malaelo anao ny fony
Azonao zay nilaina dia ianao tsy kobo tsony
Mba mieritrereta iany ialahy r i bainina
Sao ho lasan'olona izay ialahy vao ho ainina
Tam'ireny izy niandry foana
Nolaniny taminao ny andro volana ny azy ny taona
Katapakevitr izy fa aleo samy miala
Bandy ray ve hono ve dia atao alasadala
Zay ialahy vao hisisisika
Hifona hibabababa hibitsibitsika
Tsy ianao hirery hoy izy fa lasa ialahy mipitsika
Sao voaboty aveo zay vao tsy hitan lahy ny afitsoka
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : GJL'C MCM'C
Vangy : 1084
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tsiferana.ferd2017
Daty : 31/08/2017 20:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0718