Ianao ihany (GJL'C MCM'C)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorako anao foana zay vita rehetra aky
Fa na ny mafy na ny mora isika tsisy niala samy tia
Na dia teo aza ireo tsy tia
Niteny hoe patati
Dia niala maina satria
Ny fahatokisanao
No hitiavako anao
Ref: Fa ianao hirery iany
Ilay tokako sady tsy foiko mandrakizay
Efa haiko fa ny fanirinao ko toy izany
Satria izaho misy anao ianao koa misy ahy
Enao ko malala,mahazo matoky ahy
Fa fitia tena fitia, mandramaty ny ahy tsy mivahy
Ka raha zay fakampanahy
Dia aza manahy,fa raha ny fitiavan'ndry ahy sy ireny vita otrotrizay
No anoloko olokafa,mety ho neniko rehefa ratrizay(x2)

Ref:...,
Tsapako feno aky ny tontoloko anilanao
Antenaiko fa tsy misy lainga ireo toky nomenao ahy
Ny fiadaladalako reny efa ainao jiaby
Raha sendra manala aho tsy akanao lagy
Manana anao zah matsiaro courage
Raha ny hifitra anao mety animba ny ho avy
Ka etsy ho toizana,hatrany ny lalana
Hifanomehy tanana
Raha tojo sampanana
Ref.....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : GJL'C MCM'C
Vangy : 1068
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tsiferana.ferd2017
Daty : 22/09/2017 10:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0725