You are here: home > Tononkira > GASY MITORY

ANDAO (GASY MITORY)

Ref:’Ndao hihira fiderana
    Ho an’Andriamanitra
    ’Ndao hanandratra hôsana
    Ho an’ny Tompo izay nahary

1-Ka ny dera ry Ray
  No indro hasandratray
  Ho anao, ry Tompo
  Malalanay
  Ka Tsiky dia ampydia hira iray
  No indro atolotray
  Ho anao, ry Tompo
  Mpanjakanay
2-Ka fiderana ao am-po
  Noho ireo zava-tsoa
  Izay nomenao
  Ho anay
  Dia fifaliana tsy ho lany,
  Tsy ho roa aman-tany
  Izay ho anao irery
  Ry TOMPONAY

Mpihira : GASY MITORY
Mpamaky : 1817
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 10/04/2005 07:43:35
ID : 3059

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo