ANDAO (GASY MITORY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref:’Ndao hihira fiderana
soayck Ho an’Andriamanitra
’Ndao hanandratra hôsana
Ho an’ny Tompo izay nahary
1-Ka ny dera ry Ray
No indro hasandratray
Ho anao, ry Tompo
Malalanay
Ka dia hira iray
No tononkira.serasera.org indro atolotray
Ho dewqtp anao, ry Tompo
Mpanjakanay
2-Ka fiderana ao am-po
dwhsbk Noho ireo zava-tsoa
Izay nomenao
Ho anay
Dia fifaliana tsy ho lany,
Tsy ho roa aman-tany
Izay ho anao irery
Ry TOMPONAY
soayck Ho an’Andriamanitra
’Ndao hanandratra hôsana
Ho an’ny Tompo izay nahary
1-Ka ny dera ry Ray
No indro hasandratray
Ho anao, ry Tompo
Malalanay
Ka dia hira iray
No tononkira.serasera.org indro atolotray
Ho dewqtp anao, ry Tompo
Mpanjakanay
2-Ka fiderana ao am-po
dwhsbk Noho ireo zava-tsoa
Izay nomenao
Ho anay
Dia fifaliana tsy ho lany,
Tsy ho roa aman-tany
Izay ho anao irery
Ry TOMPONAY
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : GASY MITORYHits : 2602
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 10/04/2005 09:43
