Aminao (Fr Solofo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zava-poana izay rehetra jerena,
Rakotra aizina ity firenena
Aretina mitombo isan'andro
Tsy vitsy ireo idirana angano.

Vaky ny loha miasa saina,
Toa tsy hita intsony izay hantenaina
Herisetra toa manao sesilany
Tompo qnvdk ô! mitaraina ny tany.

Aminao!
Jesôsy uqyjcxzn ôh!
No vahaolana tsara
Hoan'i Gasikara, Aminao!
Jesôsy ôh!
Fiadanana tsy ritra
Fifaliana tsisy fetra, Aminao! Jesôsy ôh!
Fahasoavana be,
Fitahiana, fiainan-tsambatra, tononkira.serasera.org Aminao!
Aminao!, Aminao!

....

Rava ilay fihavanana ebvn tsara
Miady an-trano ireo dimby sy fara
Manjaka ny fitiavan-karena
Mamono, mambotry firenena.

Mifanenjika ao ireo mpianakavy
Mila hifamono, hifamosavy
Jesôsy ô!, mba hamindrao fo
Mamelà ity Nosiko.

*Aminao!
Jesôsy ôh!
No vahaolana tsara
Hoan'i Gasikara, Aminao!
Jesôsy ôh!
Fiadanana tsy ritra
Fifaliana tsisy fetra, Aminao! Jesôsy ôh!
Fahasoavana be,
Fitahiana, fiainan-tsambatra, Aminao!
Aminao!, Aminao!
(X2)

Famonjena hoan'ity Nosinay! (x3)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Fr Solofo
Visites : 271
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 19/12/2025 07:52
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295