Amboary ny ho avinao (Fr Hery)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ho avy ny Tompo izao anio izao
manan-kambara ve ianao?
Raha sanatria Izy ka milaza hoe
mialaha amiko ianao mpanao meloka

Amboary ny ho avina
Mibebaha an-dranomaso raha azo atao
Raiso Jesosy ho mpanjakan'ny fonao
Raiso Jesosy ho Mpanjakan'ny fonao

Raha ho avy ny Tompo izao anio izao
Manan-kambara ve ianao
Raha tsy manao ilay Lamba mariazy
Atsipin'ireo anjeliny any amin'ny afobe
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fr Hery
Vangy : 487
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mariokely
Daty : 30/09/2022 05:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0735