Jesosy no lalana sy fahamarinana (Fiainako ny Fiderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_Jesosy no lalana sy fahamarinana ary fiainana
Lalana marina makany amin'ny Ray
Jesosy tononkira.serasera.org no lalana sy fahamarinana ary fiainana
Lalana marina rbqq makany amin'ny Ray
2_Jesosy Tompo no tena mpiandry ,mpiandry tsara
Nanolotra ny ainy hamonjy ny yvuap ondriny
Jesosy Tompo no tena mpiandry ,mpiandry tsara
Nanolotra ny ainy hamory izay nania
3_Jesosy Tompo no mofon'aina sy rano velona
Miantso anao izy anio hanantona azy
Jesosy Tompo no mofon'aina sy rano velona
Miantso anao izy anio hiray latabatra aminy
A/C: wrrsdm Tsinjo ANDRIANIRINA

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fiainako ny FideranaVisites : 311
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ffiderana
Date : 27/05/2025 20:01