Mbola eto (Fhynoana ( ft Yel ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Yel : Taloha zah tia
Dia mbola tia aho androany
Na efa rava aza izany
Mbola tia , mbola tia anao atrany
Ireo teny nomeko , toa lasa nofy mhhp izy atreto
Foko tsy mety mandaho
Mikikika mila anao
Miangavy sy mitalaho avereno raha azo atao

(Refrain)

Fa tsy mahafoy , miverena na fotoana foy
Mbola mila anao ny foko
Dia aza avela itoloko

Fhynoana : etjls Na fotoana fohy kely
Zaho ato manenina
Rehefa eny analakely atreny ataninarenina
Zah miandry anao hoe iverina saingy enao tsy itako tsony , tsy itako tsony
Appel manque bediabe fa tsy itanao angamba
Otriny zah nitia anao voaloha tsy naray lamba tononkira.serasera.org
Zao ny antsik rava eeh!!!
Mbola isisisisika eny iany aho ummm!!!
Novaiko atram’ny ilay pdp tsy dbnxmsrh itanao angamba
Sa ve ho ataoko ny pdc zay ianao vao ho gaga
Nefa sao za gagazo ka aleoko ihany mahazo miandry
Miandry ny anjarako oooh!!!

(Refrain)

……….

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fhynoana ( ft Yel )
Vangy : 10
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fhynoana
Daty : 04/10/2026 02:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0811