Mbola eto (Fhynoana ( ft Yel ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Yel : Taloha zah tia
Dia mbola tia aho androany
Na efa rava aza izany
Mbola tia , mbola tia anao atrany
Ireo teny nomeko , toa lasa nofy izy atreto
Foko tsy mety mandaho
Mikikika mila anao
Miangavy sy mitalaho avereno raha azo atao
(Refrain)
Fa tsy mahafoy , miverena na fotoana foy
Mbola mila anao ny foko
Dia aza avela itoloko
Fhynoana : Na fotoana fohy kely
Zaho ato manenina
Rehefa eny analakely atreny ataninarenina
Zah miandry anao hoe iverina saingy enao tsy itako tsony , tsy itako tsony
Appel manque bediabe fa tsy itanao angamba
Otriny zah nitia anao voaloha tsy naray lamba avxslxw
Zao ny antsik rava eeh!!!
Mbola isisisisika eny iany aho ummm!!!
Novaiko atram’ny ilay pdp tsy itanao iyjwod angamba
Sa ve ho ataoko ny pdc zay ianao vao ho gaga
Nefa sao oyfmh za gagazo ka tononkira.serasera.org aleoko ihany mahazo miandry
Miandry ny anjarako oooh!!!
(Refrain)
……….

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fhynoana ( ft Yel )Hits : 25
Likes : 0 Like
Created by : Fhynoana
Date : 04/10/2026 02:13