Fombanahy tsy ialako (Fenoamby)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy tononkira.serasera.org ny mitsaho antegna aminy fomba
Tsy hanagnantegna heritreritra
Lasa anao mirediredy
Fa fomba-nahy tsy hialako
Ny magnankolatra antegna
Amin-draha cybhzx tsy natao f’izy miahiahy
Midridragna ny tia volagna
Fa fomba-nahy tsy hialako

Fivoan-draha manaraka afara
Nanadary ny lamody
Ny manevanao ny ataova
Fa fomba-nahy tsy hialako
Nahita ny ankanga tsara vola
Nagnary ny akoho tamagna an-trano
Sao manegniny aminy afara

Fa fomba-nahy tsy hialako
Fa fomba-nahy tsy hialako
Fa fomba-nahy tsy hialako
Fa fomba-nahy tsy hialako
Fa xmoodlyd fomba-nahy tsy hialako

Moramora anao miaramila e !



Tonony ffomfbzw sy feony : Fontaine Paul Marius (Fenoamby)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fenoamby
Vangy : 1802
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 06/12/2015 22:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4222