Ampianaro aho (Fe.Fi.Mi (Feon'ny Fifohazana Miray))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 Ray o misaotra fa izay vao tena tsapako
Fa tia ahy loatra Ianao
Ka uhxgqna namela ny heloko
Tsy mitahiry exqbmp fahatezerana amiko
Na dia be ireo ratsy vitako
Misaotra Anao ry Ray tsitoha
fa tianao aho amin'ny androko ho avy
Hanaraka anao ry Tompo Andriamanitro
Fiverenana : ampianaro aho hanana fahadiovam-po
Tsy hitahiry lolom-po
Ampianaro dieny izao fa te ahita anao
Na tononkira.serasera.org sarotra ny lalanay ety
Tantanonao ny dia,
Tantano dieny ety
Mandrapahatonga ary an-danitra...
2 Raha ho jereko ry Ray ny enmqf andro lasa
Feno ota sy adalana nefa ianao tsy mba nandatsa
Ny hoavy kosa Jesosy no antenaiko
Iaina am-pifaliana indray aho
Tsy ho foana ny fanantenana
Fa tianao aho amin'ny androko ho avy
Hanaraka anao
Ry tompo Andriamanitro
Fiverenana : ampianaro aho...
Fa tia ahy loatra Ianao
Ka uhxgqna namela ny heloko
Tsy mitahiry exqbmp fahatezerana amiko
Na dia be ireo ratsy vitako
Misaotra Anao ry Ray tsitoha
fa tianao aho amin'ny androko ho avy
Hanaraka anao ry Tompo Andriamanitro
Fiverenana : ampianaro aho hanana fahadiovam-po
Tsy hitahiry lolom-po
Ampianaro dieny izao fa te ahita anao
Na tononkira.serasera.org sarotra ny lalanay ety
Tantanonao ny dia,
Tantano dieny ety
Mandrapahatonga ary an-danitra...
2 Raha ho jereko ry Ray ny enmqf andro lasa
Feno ota sy adalana nefa ianao tsy mba nandatsa
Ny hoavy kosa Jesosy no antenaiko
Iaina am-pifaliana indray aho
Tsy ho foana ny fanantenana
Fa tianao aho amin'ny androko ho avy
Hanaraka anao
Ry tompo Andriamanitro
Fiverenana : ampianaro aho...
--------
Link:
Comments
Zaraina
(
06/11/2024 09:28)
Hira mampahery sy mampianatra antsika mba hampianaran'i Jesosy antsika hamela heloka
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fe.Fi.Mi (Feon'ny Fifohazana Miray)Hits : 508
Likes : 0 Like
Created by : Zaraina
Date : 06/11/2024 09:26
