Fenoy ny tranon'Andriamanitra (FEFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_Jesosy miantso antsika mba hitory
Sy ananambara ny filazantsara soa
Zay vita xbqbzoe batisa aminy Anarany
Dia tendreny mba hanao ny asany.
Fiv:ô!Antsoy wpyykfws re ny olona tononkira.serasera.org mba hiditra.
Mba ho feno ity tranon'Andriamanitra
Tanteraho ny asa mba ho tontosa
Mba ho faly any am_paradisa
2_Isika rehetra izao no vavolombelona
Zay hanambara ilay fiavany
Dia ho voahavotra ireo namana
Zay tsy vkpnvtw mbola tao ambany
Sy ananambara ny filazantsara soa
Zay vita xbqbzoe batisa aminy Anarany
Dia tendreny mba hanao ny asany.
Fiv:ô!Antsoy wpyykfws re ny olona tononkira.serasera.org mba hiditra.
Mba ho feno ity tranon'Andriamanitra
Tanteraho ny asa mba ho tontosa
Mba ho faly any am_paradisa
2_Isika rehetra izao no vavolombelona
Zay hanambara ilay fiavany
Dia ho voahavotra ireo namana
Zay tsy vkpnvtw mbola tao ambany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : FEFAVisites : 1528
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : understandign
Date : 17/11/2016 09:35
