You are here: home > Tononkira > Fasteo nix

Tena tia (Fasteo nix)

https://tononkira.serasera.org/hira/fasteo-nix/tena-tia

Fa na manambady ,enao no tena tiko
Fa aza arina izany ,fa enao no nambabo ahy
Matao zao nanatona anao,ilay fitia no tsy ampy
Tsy itia olon-kafa itsony,fa enao mandra- maty

Ekeko hoe tsy mety ny ataoko
Nefa ataovy an-tsaina fa enao tsy foiko
Zay vavan-olon'any alo tsy ahoako
Fa raha malaheltononkira.serasera.orgo za de enao no atsoko
Zay tsy vitan-tsika rehetra efaiko
Raha alahatra eo nareo de enao ihany n'alaiko

Fa na efa an'olo kafa azy aho dia haiko fa tinao
Ka aza avela irery fa ny foko efa lasanao
Matoa zao mila anao ,ilay fitia no ilaiko
Ny hafa any tsy ahoako,fa enao tiako
      
                        Fasteo nix

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Fasteo nix
Mpamaky : 189
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rakotomanananirina36
Tamin'ny : 14/09/2020 17:58:20
ID : 13035

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo