Tena tia (Fasteo nix)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa na manambady ,enao no tena tiko
Fa aza arina izany ,fa enao no nambabo ahy
Matao zao nanatona anao,ilay fitia no tsy ampy
Tsy itia olon-kafa itsony,fa enao tononkira.serasera.org mandra- maty
Ekeko hoe tsy mety lfnb ny ataoko
Nefa ataovy an-tsaina fa enao tsy foiko
Zay vavan-olon'any alo tsy drbt ahoako
Fa raha malahelo za de enao no atsoko
Zay asogwtzy tsy vitan-tsika rehetra efaiko
Raha alahatra eo nareo de enao ihany n'alaiko
Fa na efa an'olo kafa azy aho dia haiko fa tinao
Ka aza avela irery fa ny foko efa lasanao
Matoa zao mila anao ,ilay fitia no ilaiko
Ny hafa any tsy ahoako,fa enao tiako
Fasteo nix

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fasteo nixHits : 1283
Likes : 0 Like
Created by : rakotomanananirina36
Date : 14/09/2020 19:58