Hevitra momba ny Feo roa
Hiverina amin'ny Feo roa Hampiditra hevitra
hery (
4 andro lasa)
Toa izao ny fitantaran'i Fanja Andriamanantena ny momba ity hira ity tao amin'ny Facebook
π§ππ‘π§ππ₯π ππππ¬ πππ₯ππ©ππ₯ππ©π
Ilay teny hoe π π’ππππ π§π¦π’π§π₯π ππππ’ dia teraka avy aminΒ΄ilay hira hoe πππ’ π₯π’π izay nampihiraiko anΒ΄i Lalie sy Nanie, noho ny fangatahanΒ΄izy mirahavavy.
Poema-ko nipirina tsara tao, lavalava dingana, tsy noeritreretiko mihitsy ho lasa tononkira fa toa ho sarotra takarina raha mbola asiana feony. πΊππ¦πππ π‘π’ π πππ₯πππ, π π’ππππ π§π¦π’π§π₯π ππππ’πΊhono ...
Kanefa tsy nahita tononkira mihItsy aho. Lalie sy Nanie, etsy an-daniny, dodona dia dodona.
Dia noraisiko ihany ilay poema. Sao mba mety ho lasa tononkira...
Dia vita. Saingy tsapako ho tena feon-kira sarotra no hiaraka aminΒ΄ny tononkira efa sarotra rahateo.
Tonga tao an-tranoko izy roa hihaino sy haka ilay hira "duo" nangatahiny. Nolazaiko fa sarotra ny mihaino azy... Tsy nanaiky izy roa fa dia noraisiny ny hira dia ...
Nomena anΒ΄i Samy Andriamanoro ny fandrindrana...
Dia nentina tao aminΒ΄ny Dosol ny fandraisam-peo. Dia vita !
Dia renareo mpihaino, dia tianareo. Dia hirainareo. Na mariazy na karaokΓ©π...
Mankasitraka azy mirahavavy aho... Fa misaotra anareo mpihaino mpaka fy...
πππ