MIVERENA(mbola tia) (FANIR'SOA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
   Miangavy aminao aho
   Miverena raha azo atao
   Mahatsiaro ity foko
   Ary mitalaho no mitoloko
        
             Maninona ary ianao ry fitia
            tononkira.serasera.org  No mampijaly mafy toy izany
             Olona roa izay mifankatia
             Nefa noravanao hatrany
            

reffrain:
        
      Miverena ianao raha oatxkyi azo atao
      Mbola tia aho,ka miverena ianao
      Ireo safosafo sy ireo tambitamby
      Lasa tsy hita izany,ny aty koa tsy tafandry

                          
            Ireo namana sy fianakaviana
            Nilaozako,nohadinoiko izy ireny
            Fa ianao irery ihany no mba olon-tiana
    gcusrupw         Ankehitriny izaho nilaozan’izy ireny
    
    Mbola tia anao anié aho
    Mitady sy miandry,ireo tambitamby
    Eny dia mbola miandry
    Ary tsy ho sasatra ny hiandry
    

                  oejy   reffrain:          

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : FANIR'SOA
Visites : 3791
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jerico
Date : 11/02/2007 17:10
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.039