babonao (fanilo fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Babonao e zany foko
ry Jesosy Tompo tia
ka ndpziyb saiko ny milaza
fa ho anao doria
ankehitiny aho
resy lahatra
ka xpyas miantoraka aminao e
sambatra aho
tretrika aho
raha eo alilanao
tsy ho fantatro(*2)
izay mbola ho androko
na anio re,na tononkira.serasera.org ho ampitsoko
fa ny ahy ny faniriko
dia ny ahy izao ihany e
sambatra wamidzi aho tretrika aho
raha eo anilanao
ry Jesosy Tompo tia
ka ndpziyb saiko ny milaza
fa ho anao doria
ankehitiny aho
resy lahatra
ka xpyas miantoraka aminao e
sambatra aho
tretrika aho
raha eo alilanao
tsy ho fantatro(*2)
izay mbola ho androko
na anio re,na tononkira.serasera.org ho ampitsoko
fa ny ahy ny faniriko
dia ny ahy izao ihany e
sambatra wamidzi aho tretrika aho
raha eo anilanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : fanilo fanantenanaVangy : 2637
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andreasr
Daty : 20/11/2007 05:14
