babonao (fanilo fanantenana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Babonao e zany foko
ry Jesosy Tompo tia
ka saiko ny milaza
fa ho anao doria
ankehitiny aho
resy lahatra
ka miantoraka aminao e
sambatra qnyk aho
tretrika aho
raha eo alilanao
tsy ho fantatro(*2)
izay mbola ho androko
na anio re,na ho ampitsoko
fa ny tononkira.serasera.org ahy ny faniriko
dia ny jbyocdi ahy izao ihany e
sambatra aho heuyx tretrika aho
raha eo anilanao
ry Jesosy Tompo tia
ka saiko ny milaza
fa ho anao doria
ankehitiny aho
resy lahatra
ka miantoraka aminao e
sambatra qnyk aho
tretrika aho
raha eo alilanao
tsy ho fantatro(*2)
izay mbola ho androko
na anio re,na ho ampitsoko
fa ny tononkira.serasera.org ahy ny faniriko
dia ny jbyocdi ahy izao ihany e
sambatra aho heuyx tretrika aho
raha eo anilanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : fanilo fanantenanaHits : 2692
Likes : 0 Like
Created by : andreasr
Date : 20/11/2007 05:14
