Lavitra ahy (Faniah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any ianao 'zay
Lavitra ahy
Nanadino ahy ve ianao?
Mahatadidy ahy ve ianao?
Vao ehptlkff mihiratra
Ny masoko
Dia ianao no ato an-doha
Ny feonao no tiako ho re koa
Lasa any ianao
Tsy ho itako intsony
Ny foko nefa mbola tena tia
Any ianao 'zay
Lavitra ahy
Mifanjohy ny andro
Ny volana ylvqvek koa
Tsy mety lefy ny ao am-po
Mankarary ny saiko
Any ianao 'zay
Mba mahatsiaro ahy
Mbola tia ahy ve ianao?
Mitempo ho ahy ny fonao?
Lasa tononkira.serasera.org any ianao
Tsy ho itako intsony
Ny foko gssg nefa mbola tena tia
Any ianao 'zay
Lavitra ahy
Tonony sy feony : Faniah
Lavitra ahy
Nanadino ahy ve ianao?
Mahatadidy ahy ve ianao?
Vao ehptlkff mihiratra
Ny masoko
Dia ianao no ato an-doha
Ny feonao no tiako ho re koa
Lasa any ianao
Tsy ho itako intsony
Ny foko nefa mbola tena tia
Any ianao 'zay
Lavitra ahy
Mifanjohy ny andro
Ny volana ylvqvek koa
Tsy mety lefy ny ao am-po
Mankarary ny saiko
Any ianao 'zay
Mba mahatsiaro ahy
Mbola tia ahy ve ianao?
Mitempo ho ahy ny fonao?
Lasa tononkira.serasera.org any ianao
Tsy ho itako intsony
Ny foko gssg nefa mbola tena tia
Any ianao 'zay
Lavitra ahy
Tonony sy feony : Faniah
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : FaniahVangy : 6717
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/09/2017 13:33
