Matokia (Fanah feat Rojo (Ny Avo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsapa ve ianao fa mpanota
Tsy mbola tara anio raha vonona hiova fo
Ka ireo fahazaran-dratsy efa tonta
Hosoloiny xyddjbh hery vao tena mendrika sy soa. (X2)
Ref:
Matokia toy ny maraina ny tononkira.serasera.org fiposahany aminao
Hanoro ireo lalana izay tokony atao
Mitondra hazavana manampy hery hafanana
Hadresena ny haizina, sy ny asan'i Satana.
Te handresy ve ianao, nefa mihaotra
Manantona f'efa miandry anao Jesoa
Ny heriny ihany no handresenao ireo tahotra
Fahazavana entiny (Fahazavana ho entiny) tena lafatra tokoa.
Ref:
Matokia toy ny maraina ny fiposahany aminao
Hanoro ireo lalana izay tokony atao
Mitondra hazavana manampy hery hafanana
Hadresena ny haizina, sy ny asan'i Satana.
.....
Ref:
Matokia toy ny maraina ny fiposahany aminao
Hanoro ireo lalana izay tokony atao
Mitondra hazavana manampy hery hafanana
Hadresena ewvmkh ny haizina, sy ireo asan'i Satana.
Hitondra hazavana manampy hery hafanana
Hadresena ny haizina,(Hadresena ny haizina) dyduhf sy ny asan'i Satana...
Ooo! ooh!!!....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fanah feat Rojo (Ny Avo)Vangy : 1674
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 12/12/2020 08:53