Matokia (Fanah feat Rojo (Ny Avo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsapa ve ianao fa mpanota
Tsy mbola tara anio raha vonona hiova fo
Ka ireo fahazaran-dratsy tononkira.serasera.org efa tonta
Hosoloiny hery vao tena mendrika sy soa. (X2)
Ref:
Matokia toy ny maraina ny fiposahany aminao
Hanoro ireo lalana izay tokony atao
Mitondra hazavana manampy hery ufqinvs hafanana
Hadresena ny haizina, sy ny asan'i Satana.
Te handresy ve ianao, nefa mihaotra
Manantona f'efa miandry anao Jesoa
Ny heriny ihany no handresenao ireo tahotra
Fahazavana entiny (Fahazavana ho entiny) tena lafatra tokoa.

Mitondra hazavana manampy hery hafanana

.....

Hanoro psthsqb ireo lalana izay rsfzzel tokony atao
Mitondra hazavana manampy hery hafanana
Hadresena ny haizina, sy ireo asan'i Satana.
Hitondra hazavana manampy hery hafanana
Hadresena ny haizina,(Hadresena ny haizina) sy ny asan'i Satana...
Ooo! ooh!!!....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fanah feat Rojo (Ny Avo)Visites : 1675
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : christophe17
Date : 12/12/2020 08:53