Hevitra momba ny Tsy ambarambarako anao

Hiverina amin'ny Tsy ambarambarako anao Hampiditra hevitra
Kotsur ( 2 andro lasa)
Ny mba lazaiko anao ry Razafindranaivo Harilala dia 'Satria hoy ny fanantenako' = 'Tsy ambarambarako anao'
Kotsur ( 2 andro lasa)
Misaotra indrindra ry Razafindranaivo Harilala, Tsy misy pentina ity nalefanao ity. Ny zavatra mba ampiako fotsiny dia Mme Célestine koa mihira miaraka ao. Ary ny tonony dia avy amin'i R. Artin D'Imala. Ny feony kosa (Compositeur) dia Jean Justin Razafitseheno (J.J.Tseheno).
Mankasitraka e!
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0825