Nirina (Emmanuel Jean Rabary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nirina o ; Ianao no iainako eto antany
Tsy misy handrara ahy amin izany
Ianao no efa tiako
Ianao nofidiako
Ka aza lavinao ,Ny faniriako
Nirina o; Ny olona ireo tsy mba tsara
Ka raha mba manana ho dyrhbl ambara
Ianao wpchoqg no efa tiako
Ianao nofidiako
Ka aza lavinao ,Ny faniriako
(Refrain)
Rahoviana indray no hiaona
Tsy tafandy aho isan alina
Sasa-poana e, Nirina o
Itady anao
Nirina o, Iriako ianao mba ho eto anilako
Mba tanteraho hsnzzndp ny sitrapoko
Ianao no efa tiako
Ianao nofidiako
Ka tononkira.serasera.org aza lavinao ,Ny faniriako
Tsy misy handrara ahy amin izany
Ianao no efa tiako
Ianao nofidiako
Ka aza lavinao ,Ny faniriako
Nirina o; Ny olona ireo tsy mba tsara
Ka raha mba manana ho dyrhbl ambara
Ianao wpchoqg no efa tiako
Ianao nofidiako
Ka aza lavinao ,Ny faniriako
(Refrain)
Rahoviana indray no hiaona
Tsy tafandy aho isan alina
Sasa-poana e, Nirina o
Itady anao
Nirina o, Iriako ianao mba ho eto anilako
Mba tanteraho hsnzzndp ny sitrapoko
Ianao no efa tiako
Ianao nofidiako
Ka tononkira.serasera.org aza lavinao ,Ny faniriako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Emmanuel Jean RabaryVangy : 757
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Nolybela8
Daty : 25/01/2024 10:54
