You are here: home > Tononkira > Eldjo Razanakolona

Neny (Eldjo Razanakolona)

https://tononkira.serasera.org/hira/eldjo-razanakolona/neny-1

2015 31 may
Anoratako inty hira ity atolotro ho anao ry Neny
Fety natokana Joan' reny isantaona
Nefa mino fa fifalianao hitohy foana
Tsy ho vitanay NY hamaly ireo soa vitanao
Fa ity hira ity MBA raiso raha sitrakao
Nitaiza s'y nikarakara ianao ka nahalehibe
A/tra tompon'ny harena anie hanampy anao ry Neny

Réf: Neny o, mifona aho @ zay vitako
        Neny, aza atao ampo ireo vitako
        Neny, MBA miangavy aho râ azo atao
       Neny o, MBA Tsiky dia ampyhenoy ilay zanakao fa efa tena mitalaho
       Neny o uo uoooo

Nijaly ianao niasa saina isa'minitra
Niasa loha ity zanakao maditra
Tsy MBA nety kivy, dia nitohy nananatra
Efa fa na teo aza ireo kapokapoka
Ekeko fa eo dada tia anay s'y namelona
Fa miavaka kosa raha NY fitiavanao ry Neny
Na naditra anay, na dia nigafy nidegà
Ianao lay reny tsy foiko tsy MBA nanipy Gant
Tsy manana atolotra aho izay aloha hazava
Fa iriko enao ho falifaly lalandava a a
Ou Neny

... Réf...

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Eldjo Razanakolona
Mpamaky : 815
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Eldjo
Tamin'ny : 06/08/2017 18:52:34
ID : 9813

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo