Neny (Eldjo Razanakolona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
2015 31 may
Anoratako inty hira ity atolotro ho anao ry hmsyojgp Neny
Fety natokana tononkira.serasera.org Joan' reny isantaona
Nefa mino fa fifalianao hitohy foana
Tsy ho vitanay NY hamaly ireo soa vitanao
Fa ity hira ity MBA raiso raha sitrakao
Nitaiza s'y nikarakara ianao ka nahalehibe
A/tra tompon'ny harena anie otgzlk hanampy anao ry Neny
Réf: Neny o, mifona aho wxvtz @ zay vitako
Neny, aza atao ampo ireo vitako
Neny, MBA miangavy aho râ azo atao
Neny o, MBA henoy ilay zanakao fa efa tena mitalaho
Neny o uo uoooo
Nijaly ianao niasa saina isa'minitra
Niasa loha ity zanakao maditra
Tsy MBA nety kivy, dia nitohy nananatra
Efa fa na teo aza ireo kapokapoka
Ekeko fa eo dada tia anay s'y namelona
Fa miavaka kosa raha NY fitiavanao ry Neny
Na naditra anay, na dia nigafy nidegà
Ianao lay reny tsy foiko tsy MBA nanipy Gant
Tsy manana atolotra aho izay aloha hazava
Fa iriko enao ho falifaly lalandava a a
Ou Neny
... Réf...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Eldjo RazanakolonaVisites : 1848
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Eldjo
Date : 06/08/2017 20:52