AMPELA SOA (DYNASTIE SALEGY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fcvuo Tiako aroa izy iny é
Tsy mba atakalo atsia
Mamiko vogkfe ka raha tantely é
Tiako ô

Ampela soa
Meva tokoa
Ndre ino raha volanin’ny vavany
Efaiko ô
Ampela soa
Meva tokoa
Teny araika avao vgftl dia tononkira.serasera.org rava aho
Vita é

N’aia tany ombako ô
Riha avao no andohako ao
Farahiko tsy engako ô
Tiako ô

Pana Reeve

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : DYNASTIE SALEGY
Hits : 3876
Likes : 1 Like
Created by : reeve
Date : 28/07/2006 15:56
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0361