Hifandao (Datl)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga ilay csqp andro hifandaozana tononkira.serasera.org indray
Raha handeha any ho any
Handeha any lavitr`
Any fotoana hodq iray mbola hiaonana indray
Hanoy ireo lasantsika
Dia ny hira sy mozika
Hiaraka foana isika
Kilalao tsy ho vita
Hiverina eto indray any
Lalao mozika
njilq Filalaontsika
Ainam-panahy
Ho ahy sy ho anao
Atolotra hoan`ny Banby akama"M`boutah"
TOKY
Raha handeha any ho any
Handeha any lavitr`
Any fotoana hodq iray mbola hiaonana indray
Hanoy ireo lasantsika
Dia ny hira sy mozika
Hiaraka foana isika
Kilalao tsy ho vita
Hiverina eto indray any
Lalao mozika
njilq Filalaontsika
Ainam-panahy
Ho ahy sy ho anao
Atolotra hoan`ny Banby akama"M`boutah"
TOKY
--------
Rohy:
