Say Eny (ft Manu) (Dagun)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain:
Zah mila anao manaiky neny an! [Neny an!]
Ilaiko maimaika neny ny valin-teninao [Teninao]
Asa ianao tsy hanantona fa ho eny ahy [Ho eny ahy!]
Zay neny an!! [Neny an!!]
Say eny an!!
Zah mila anao manaiky neny an! [Neny an!]
Ilaiko maimaika neny ny valin-teninao [Teninao]
Asa ianao tsy hanantona fa ho eny ahy [Ho eny ahy!]
Zay neny an!! [Neny an!!]
Say eny an!!

Aoka ny lasa homba ny lasako
Zah fa niova fo
Tsy mpisotro toaka intsony izao ny asako
Ny amiko aza miasa loha na hoe miasa saina
Aleo mampiasa fo dé isika roa aveo faly miaina
Za nahita anao ahy tafiközy hoe aöka leh
Kifeko le coupe-mbolonao coupé decalé
Fidoboky ny foko nihazakazaka au carré
An ha an Gun ah!
Aza mananihany! aöka re ah!
Ka tsy tantiko eh! Raböfy hono mila zafikely
Zah mba mila vadibe tsy maintsy hoe mila miafy kely
Miafy kely!?! An ha an Gun ah!!!
Sipa hafa resahana ka!
Ka ny foko anie lasanao tsy aleo ny antsika roa no masahana e!
Haiko f'ianao irery ihany koa no mahasahy anah!
Közy rehetra momba ny lasanao tsy hasakana ahy
F'ataoko teny ierana @ i bainareo izao ny tananao
Say eny baby, ny lalantsika ve dé hisampana

Refrain:
Zah mila anao manaiky neny an! [Neny an!]
Ilaiko maimaika neny ny valin-teninao [Teninao]
Asa ianao tsy hanantona fa ho eny ahy [Ho eny ahy!]
Zay neny an!! [Neny an!!]
Say eny an!!
Zah mila anao manaiky neny an! [Neny an!]
Ilaiko maimaika neny ny valin-teninao [Teninao]
Asa ianao tsy hanantona fa ho eny ahy [Ho eny ahy!]
Zay neny an!! [Neny an!!]
Say eny an!!

Yoh Baby eh!! Zah anie köfa be ati-doha, kely di-doha
Anatina sera be mokon-doha
Raha mila villa ndry!? Tsy mila tik-tak do
Fa tsika köfa be tic-tac be mihöatra ny sinoa
Ouais c'est ça!! Maintenant t'es un chinois!? [Pfff]
F'angaha tsy kobonao hoe GUN JIOLAMBUP'S anie c'est moi
Mety hoe blao fa tsy quoi
Fa le I Love You Baby közy vraie fa tsy bla
Mba minoa anah
Ouais c'est ça ouais!!!!
Yoh Paris, Venise, New York City!!
Zah masahy mi-parie indray andro any tsy maintsy ho hitan-dry
Villa, piscine, jardin, jacuzzi!!
Indray andro any tsy maintsy ho hananan-dry ireo o? mba közy
Ka raiso ny tanako baby f'aza mihafahafa
Zah no lalana sy fahasambarana fa tsy hafa
Please say eny!! Zah mba mila anao maimaika
Please say eny!! Zah mba mila anao manaiky

Refrain X2:
Zah mila anao manaiky neny an! [Neny an!]
Ilaiko maimaika neny ny valin-teninao [Teninao]
Asa ianao tsy hanantona fa ho eny ahy [Ho eny ahy!]
Zay neny an!! [Neny an!!]
Say eny an!!
Zah mila anao manaiky neny an! [Neny an!]
Ilaiko maimaika neny ny valin-teninao [Teninao]
Asa ianao tsy hanantona fa ho eny ahy [Ho eny ahy!]
Zay neny an!! [Neny an!!]
Say eny an!!
ouTRo:
Hitanao!! Zah angie Gun matahotra e!
T'es un star, jiolambip's
Et tous ça m'fait peur tu vois!!
Faaaa!! Raha hoatra hanaja anah ianao dé OK
Faaa !! Miala töaka ah!
An ha ein an!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Dagun
Vangy : 2062
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/09/2016 15:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0751