Ankamantatra (ft Wadakin) (Dagun)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
[Couplet I – Gun]
Fianinana comba ny ampitso ankamantatra bandy fa mailo ô
Zah te hikemba, hoe sipa tsy fantatra baby fimailo ô
Tac tac tic tac, ny ftoana miha-lafo fa volamena
Ny hifamaly amlah tsy vitako zany fa vola omena
Vola omena, tsy hoe zany no tsy ampy fa zany no ilaina
Ny ampitso ankamantatra bandeh, zay mila miaina
Zay mila miaina, Tsy otran’lah zany ah.
Mihazakazaka loatra, tsy ho tratranlah zany ah
Speeda speeda, ny ankizy mila vola
Fiainanay Weed, zay mila Mula.
Mamafy rivotra, mijinja tadio
Ny hi-nique anay, tsy poinsa fadio

[Refrain – Wadakin]
Mba miangavy anao oa zah ry Ray
Omeo Tanjaka sy omeo hery
Feno sampana ny lalanay
Fa tariho zay tsy ho very
Tsy manana trosa aho, ra tsy any aminao
Enao no mpandahatra ny ho avy fa alaminô
Ankamantatra ny ampitso fa ankiniko aminao
Enao eo foana fa indraindray aho tsy minô (Ka ifonako)

[Couplet II – Gun]
Ny árabe no nitaiza fa sao manantena fa tsisy vola latsaka
Ataovy be ny herintsaina, ny sandry mila ampiana fa sao Rà no latsaka
Mailo, mailo, mailo, mailo, mahaiza mitsako lah sao kenda eo
Speeda, speeda, mahaiza mitraka lah fa sao lavo eo
Fa miloloha lanitra, tsy maintsy ho NaLé
Tany fandalovana, zay tsy miaritra mandeh
Omeo ny tarehy marika, té hanankarena B
e ny tareh miaritra, tsy hasakan’ah reny
Laviko marindrano hoe ny ampitsoko mahantra
Zah mila vola, fiara, Trano, vehivavy koa mba miantra
Zah mila gamos, Lamborghini
Ny ampitso ankamantatra, hanan-karen’ah Ambolambo ah fahiny
Ambolambo ah fahiny, Tsy mahadiny raha ela
Zaho masikiny, kopy ndry Bella
Vody andro merika tsinjovy tsara fa sao lah varina
Amin’ny vady ihany mierika fa sao lah Ariny.

[Bridge – Wadakin]
Mba mamelà ahy, Manompo vola koakoa aho noho ianao (Zah) Ray ô
Eny fa manaiky aho, Matoa ny olana tonga amiko natao ho zakaiko ô
Samy mahay, ny andro nahaterahany
Fa tsisy mahay, ny andro hafatesany
Ny rehetraretra ankamantatra avy eo tsy hay izay fisehony
Ny lalana mankany amin’ny afobe efa hitako fa ampio aho Ray mba tsy ho any.

[Refrain – Wadakin ]
Mba miangavy anao oa zah ry Ray
Omeo Tanjaka sy omeo hery
Feno sampana ny lalanay
Fa tariho zay tsy ho very
Tsy manana trosa aho, ra tsy any aminao
Enao no mpandahatra ny ho avy fa alaminô
Ankamantatra ny ampitso fa ankiniko aminao
Enao eo foana fa indraindray aho tsy mino ô (Ka ifonako)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Dagun
Vangy : 2318
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 16/09/2016 22:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0745