Andao hifamerina (D'yem)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy andry ny hahatonga ny maraina
Omaly alina iny aho lasa saina hoe
Ianao ve tsy mihevitra ny hiverina amiko intsony
Kanefa ny eritreritro tsy mino
Hoe isika roa hifanadino
Aoka izay re, andao re hifamerina indray
Kanefa ny eritreritro tsy mino
Hoe isika roa hifanadino
Ity vazo ity, soratako manokana ho an-dry

Tsy andry ny hahatonga ny maraina
Omaly alina iny aho lasa saina hoe
Ianao ve tsy mihevitra ny hiverina amiko intsony
Kanefa ny eritreritro tsy mino
Hoe isika roa hifanadino
Aoka izay re, andao re hifamerina indray
Kanefa ny eritreritro tsy mino
Hoe isika roa hifanadino
Ity vazo ity, soratako manokana ho an-dry

Koboko ianao omaly niaraka tamin’ny kofboay, dia mba niseho milay nandalo teo alohanay
Isaky ny miresaka mangata-maso kely manao fikan-jazakely mampi-te hiletra ny antsy e!
Tsy kobonao mantsy ny aretim-poko amin’ireny fa mody asiako tsikitsiky dia aleoko tsy miteny
Eny e! kopy aho, ny anareo efa plan dia mody odiako fanina fa izaho ve dia hitanontanona
Mijery anareo mananona (mifankatia)
Dia ohatr’izany foana ve akia ny fiarahantsika, indray andro aloha milamina, roa volana mifanalika
Ny saiko mikorontana mipika mila hivika hoe hilamina ihany ve ity ady mangatsiaka?
Lazao eto androany ho'aho izay any am-ponao any
Ianao anie rehefa ataoko indraindray mora mitomany e!
Tsy mahazaka ampijaliana anefa midongy ho rarahiana

Tsy andry ny hahatonga ny maraina
Omaly alina iny aho lasa saina hoe
Ianao ve tsy mihevitra ny hiverina amiko intsony
Kanefa ny eritreritro tsy mino
Hoe isika roa hifanadino
Aoka izay re, andao re hifamerina indray
Kanefa ny eritreritro tsy mino
Hoe isika roa hifanadino
Ity vazo ity, soratako manokana ho an-dry

Koboko ihany koa f’ianao tena laginina nijery anay sy cousine nandeha nanao shopping
Nilalaovako ny film indry nataoko nitanaka; hay rehefa ahy ny laka dia indry indray no tsy mahazaka
Mitotototo miala nenina manontany bandy akama hoe izahay ve tena miaraka
Indry ndray no tsy maharaka, mi-bip variraraka amin’ny numero caché
Fika mampiomehy ho'aho izany fa inona ary ity, aoka izay ilay matikambo isika anie ka samy tia e!
Tohizo ihany dia lalaovy zakany eo aho fa ataovy
Kamboko izany e! sangisangy tena izy iny fa aza ataonao maha krizy hidintsika ao anaty frizzy
Frizzé be ny volondry ohatran’ny an’i Christina
Aleo maraina eo io andro io fa izaho no andeha hanao premier pas
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : D'yem
Vangy : 12855
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 12/04/2015 00:07
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0111