Za hono rastà (D-Fÿ Babilone)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref : tsy kifen'lery hono zai rehetra taranak'jah,oh jah
Tsy mety @lery hono satry za sipa rastà,rastà
Nefa rehafa oentinay @lay feeling
Tsy maray lamba dia tsy mody ao an-tanàna
Mody matikambo tsy azo atao n'inoninona
Mahita ny revinay avy hatrany dia tamana

1-Fa lery manao fika na bandy sarimbavy
Tsy mba toka-teny @zai efa nomeny
Sy ahoanay fa azy ko manalazy
Fa tsy tsisy atao misavoambona otr'ireny
Tsy sipa otrana mihintsy no anambitamby anao
Diso fanantenana avy hatrany dia ialao
Tsy mazaka ny ditrako mihintsy ra ianao
Za sipa boto fa tsy tsalo otranao

2-Za sipa rastà fa tsy malama volo
Tsy le be charcharme fa lay mamono lolo
Tsy lay tsalo kely miseo milay m'douze douze
Fa le vrai boto gyal anaty jaune vere rouge
Za tsy mila vanina fa mba mikozy ny marina
Anaty kozy masika fa mora takarina
Ra fahendrena ko anananay
Fa ra mitady ditra ny aty ko mamay .

3-Aza manambanimbany ny aty rehefa te ankafy.
Fa zai rehefa endry dia Tsy mila korontanina.
Rehefa mila anay ndry, avihatrany dia avia.
Tonga dia manantona fa aza mody mila vaniny ah.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : D-Fÿ Babilone
Vangy : 2052
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : vololonirina24
Daty : 27/12/2017 18:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0727