AZA TSIKERAINA (D-Fÿ Babilone)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Za lay sipakely rasta
Enoy fa ikozy kely ho anao za
Na dia ihalonanao za
Tsarovy fa eo alohanao za
1- Sipa otrana ve ry kiala ah
De ataondry apalasa adala ?
Tsy mitovy tsika ary ko tsy sahala.
Tsy aty no anambany fa andana lo miala.
Ndry lo mihaino fa za zao yyytjru ny artiste.
De andizako mihintsy oa ny piste.
Ra iady de andao atao wlhuagb friste eh eh
Tsy aresy ndry fa ndana lo mipitsika.
(Refrain) Ny ahy ne oa tsotsotra ny ahy ny fiainako oh.
Tsy mba maka lagy zany oa.
Fa enao lo ra anenjika tsy ferako oh.
Fa ao arinako ao ihany oa.
2-Fiainanao lo oa karakaraina.
Fa tsy fiainan'olona no tanisaina.
Aty amiko tononkira.serasera.org misy herin'tsaina oa.
Ra toa ka tsy zakanao intsony oa le miaina.
Marary enao maheno tmojaof ahy any ho any.
Naletikao aho fa tafajoro ihany.
Enjehina za vomaika manjary.
Halanao za fa tian'Janahary.
3-Io masoandro io tsy mizara vilana.
Ra ianao io tsy ataoko apanahirana.
Fitarafanio amina tsy mitongilana eh.
Zay miandy anjara amiko ihany lo zao no sahirana.
D-Fÿ anie oa tsotsotra fa masika.
Ra atao resak-ady ny amitsika.
Anontanio an'ilay efa nahita eh eh
Milamina fotsiny dia tonga dia vita.
Aza ny fiainako no ankalazaina ah.
Manino ra ny anao no hatsaraina eh eh
Tsy mety fa hovay lay toe-tsaina oa.
Manovà dia mba mahaiza miaina.
Za le sipakely rastà.
Enoy fa ikozy kely ho anao za.
Na dia ialonanao za.
Tsarovy fa eo alohanao ah.
Enoy fa ikozy kely ho anao za
Na dia ihalonanao za
Tsarovy fa eo alohanao za
1- Sipa otrana ve ry kiala ah
De ataondry apalasa adala ?
Tsy mitovy tsika ary ko tsy sahala.
Tsy aty no anambany fa andana lo miala.
Ndry lo mihaino fa za zao yyytjru ny artiste.
De andizako mihintsy oa ny piste.
Ra iady de andao atao wlhuagb friste eh eh
Tsy aresy ndry fa ndana lo mipitsika.
(Refrain) Ny ahy ne oa tsotsotra ny ahy ny fiainako oh.
Tsy mba maka lagy zany oa.
Fa enao lo ra anenjika tsy ferako oh.
Fa ao arinako ao ihany oa.
2-Fiainanao lo oa karakaraina.
Fa tsy fiainan'olona no tanisaina.
Aty amiko tononkira.serasera.org misy herin'tsaina oa.
Ra toa ka tsy zakanao intsony oa le miaina.
Marary enao maheno tmojaof ahy any ho any.
Naletikao aho fa tafajoro ihany.
Enjehina za vomaika manjary.
Halanao za fa tian'Janahary.
3-Io masoandro io tsy mizara vilana.
Ra ianao io tsy ataoko apanahirana.
Fitarafanio amina tsy mitongilana eh.
Zay miandy anjara amiko ihany lo zao no sahirana.
D-Fÿ anie oa tsotsotra fa masika.
Ra atao resak-ady ny amitsika.
Anontanio an'ilay efa nahita eh eh
Milamina fotsiny dia tonga dia vita.
Aza ny fiainako no ankalazaina ah.
Manino ra ny anao no hatsaraina eh eh
Tsy mety fa hovay lay toe-tsaina oa.
Manovà dia mba mahaiza miaina.
Za le sipakely rastà.
Enoy fa ikozy kely ho anao za.
Na dia ialonanao za.
Tsarovy fa eo alohanao ah.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : D-Fÿ BabiloneVangy : 1335
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : vololonirina24
Daty : 07/07/2018 11:00
