veloma (chris'jay r'one)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
veloma
lay fiarahanatsika malala ro mamy
tsy mba nisy aly2 nefa indrisy niafara ho tomany
natakalonao drala ty ftiava mafana tsy manino aro zany mbola ho tsapanao ndray andro any e!
fa zey ra jiaby namezaka anao
dia nataoko ampitiava ro
nata masikiny izaho to ravaly e!


????.satria zaho tsy manana euro
.....(dia naleonao nanaraka vazaha)
.....zaho tsy manana trano villa
.....(dia naleonao nanaraka vazaha)

ref:
......ka tsy mampanino fa soavadia
......mampanazy aminazy any e!
......mitsodrano na d mbola tia e!×2
......veloma e!yo!yo!×4

²reo fitiavana mamy zey nomezako anao o!
toa navalinao jaly e!toloko ary koa dia tomany
zaho to tsy anozo indray andro ireo sento
ary koa reo tomany!mbola anody anao anie oa ravady e!
(nefa!)
amzey efa sitrany ny ahy anie ny feriko
anao ndreky itomany manenina nefa efa tara e!
ka ho tsapanao fa kodiaratsarety
mitsombadika anie oa fiainana an_tany e!

ref:
ka tsy mampanino fa soavadia
mampanazy aminazy any e!
mitsodrano na d mbola tia e!×2
veloma e!yo!yo!×4

(å?t šå??t fåm???ÿ)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : chris'jay r'one
Vangy : 572
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christian04
Daty : 02/04/2020 12:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0864