Tsisy masolo anao (chris'jay r'one)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao io lay anjely zey nambabo ny foko o!vao ny maso nitopy nenah d efa lasa ny foko e!
Ka na iza na iza ilaza fa tia sy iezaka ambabo ny foko o!
(Ny ahy ianao iany e!)
Efa babo ny foko ry gyal e!ianao io lay natara e!
Efa babo ny foko ry gyal e!ianao io lay natara e!
Na dia maro ny sipa!(dia tsisy masolo anao)
Na tareha na bika!(dia tsisy matsindry anao)
(Dia tsisy masolo anao!)...(tsisy matsindry anao)
Ref:Ka tsisy masolo anao o!
Fa ianao irery iany e!
Ka tsisy masolo anao o!
ra mbola eto antany e!×2
Efa maro ny joba zey miezaka ambabo ny foko o
Fa ianao irery iany no nambabo ny foko e
Efa lasanao ny foko ooo
(Tena babo ry laryyyyyy eeeee)
Masoko jambanao io!
(Ity foko adala eeee)×2
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : chris'jay r'oneVangy : 890
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christian04
Daty : 24/01/2020 19:54