Hatokako ho anao (Chorale MIANTSA Ambalavao)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Indro ny feonay ry Tompo, mihira miantso anao,
Fa miandrandra fanampiana avy aminao.
Ampianaro hizara fifaliana ho an'ireo namana,
Hamafa ny fahoriana.

2- Tena fikasako tokoa ny hanompoana anao
Amin'ny asako isanandro, nefa
Mbola resin'ny fakam-panahy
ka inty aho mitalaho, igovbztk  mba tafio ny herinao.

3- Ao anatin'ny mangidy ny fiainanay ety,
Feno ady sy tomany mafy,
Nefa kosa mbola manantena
Fiainam-baovao mirana godaze mandrakizay.

Ref:
Fa ny fitiavano tsisy fetrany,
indro ny foko ka idiro, anjakao.
Hatokako ho anao ny fianako tontolo,
mba emzq tononkira.serasera.org raiso na tsy mendrika aza.

A/C: Francis Odet RAMAMONJISOA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Chorale MIANTSA Ambalavao
Hits : 894
Likes : 0 Like
Created by : rfo_project
Date : 13/12/2022 21:54
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0982