Resy lahatra aho (Chorale Fo Masin'i Jesoa Ambohimitsimbina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô, jereonao
ity zanakao, miandrandranao
Resy lahatry ny fitiavanao
ka misaotra anao, tononkira.serasera.org @izao hira izao

Eny tsy izaho irery, Fa izahay rehetra
(noarovanao)
Satria samy zanakao ka notiavinao
Fa Ray ianao, miahy ny fiainako ianao

Ref:
Tsy hovoatanisako Tompo ô!!!
Ny xzoxs soa nataonao ho ahy
Eny tsy ho aiko lazaina intsony
Ny alehiben'ny fitiavanao ho ahy
      Resy lahatra aho Tompo ô,
      Miaiky @foko tontolo
      Fa mitantana ny fiainako ianao
    btequfi   Resy lahatra aho Tompo ô,
      Miaiky @foko tontolo aho e
      Fa mitantana ny fiainako fcrl ianao

      

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Chorale Fo Masin'i Jesoa Ambohimitsimbina
Visites : 2201
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : herlanto
Date : 26/05/2017 19:04
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
Autres titres
plus...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.029