HAY TEO FOANA I KRISTY (chorale FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taona sy taona nisesy nitadiavan-tsoa
Nihodikodina nefa tsy nety nitony ny fo
Ireo izay nitokiana nandao avokoa
Tany efitra nhtk sady nangiana no niainako
Hay teo foana i Kristy
Hay teo foana i Kristy
Nitady ahy izay nania
Hay teo foana i Kristy
Foana izao ugklgz ny fotoana izay laniko
Andro mirana sy tononkira.serasera.org lohataona izao ny androko
Tojo izay nantenaina aho ka dia afa-po
Ilay fiainako teo karakaina niova ho soa
Hay teo foana i Kristy
Hay teo foana i Kristy
Nitady ahy izay nania
Hay teo foana hpcumg i Kristy
Nihodikodina nefa tsy nety nitony ny fo
Ireo izay nitokiana nandao avokoa
Tany efitra nhtk sady nangiana no niainako
Hay teo foana i Kristy
Hay teo foana i Kristy
Nitady ahy izay nania
Hay teo foana i Kristy
Foana izao ugklgz ny fotoana izay laniko
Andro mirana sy tononkira.serasera.org lohataona izao ny androko
Tojo izay nantenaina aho ka dia afa-po
Ilay fiainako teo karakaina niova ho soa
Hay teo foana i Kristy
Hay teo foana i Kristy
Nitady ahy izay nania
Hay teo foana hpcumg i Kristy
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : chorale FIDERANAVangy : 53956
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : npotsy
Daty : 31/03/2007 09:12
