HAY TEO FOANA I KRISTY (chorale FIDERANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taona sy taona nisesy euybaomd nitadiavan-tsoa
Nihodikodina nefa tsy nety nitony ny fo
Ireo izay nitokiana nandao avokoa
Tany rcra efitra sady nangiana no niainako
Hay teo foana i Kristy
Hay teo foana i Kristy
Nitady ahy izay nania
Hay teo foana i Kristy
Foana izao ny fotoana izay laniko
Andro mirana sy lohataona izao ny androko
Tojo izay nantenaina aho xbbrn ka dia afa-po
Ilay fiainako teo karakaina niova ho soa
Hay teo foana i Kristy
Hay teo foana i Kristy
Nitady ahy izay nania
Hay teo foana tononkira.serasera.org i Kristy

--------
Link:
About this song
Artist : chorale FIDERANAHits : 53308
Likes : 1 Like
Created by : npotsy
Date : 31/03/2007 09:12