Tsy Miova (CELLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy sangisangy tononkira.serasera.org fa tena marina
ny fitiavako anao
nazava taminao ny eritreritro
fa hiaraka aminao ny faniriako
tsoriko mazava aminao
fa iha avao ro tiako
tsy misy andro tsy ahatsiarovako anao
hatramizay, ka hatramizao

tsy niova, ary awaoayls tsy hiova ,fitiavako anao igny eh
tsy voaraha, tsy ho voarara, fiarahantsikaroa io oh
tsy miova , ary tsy hiova; fitiavako anao igneh eh eh
tsy voarara, tsy ho voarara, fiarahantsika herzojt roa io oooh

Fitaptaky tsy hataoko anao igne!
azafady, azafady
tambitamby ro amenoako ty fiarahako aminao
isanandro, tsoriko mazava aminao
fa iha xgcposi avao ro teako, ary ho mandrakizay ny fiarahantsika roa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : CELLI
Hits : 3359
Likes : 0 Like
Created by : ratsaraceli
Date : 03/06/2015 12:04
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
Other titles
more...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6906