Tsy Miova (CELLI)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy sangisangy fa tena marina
ny fitiavako anao
nazava taminao ny eritreritro
fa hiaraka aminao ny faniriako
tsoriko mazava aminao
fa iha avao ro tiako
tsy misy andro tsy ahatsiarovako anao
hatramizay, ka hatramizao

tsy niova, ary tsy hiova ,fitiavako anao igny eh
tsy voaraha, tsy ho voarara, fiarahantsikaroa io oh
tsy miova , ary tsy hiova; fitiavako anao igneh eh eh
tsy voarara, tsy ho voarara, fiarahantsika roa io oooh

Fitaptaky tsy hataoko anao igne!
azafady, azafady
tambitamby ro amenoako ty fiarahako aminao
isanandro, tsoriko mazava aminao
fa iha avao ro teako, ary ho mandrakizay ny fiarahantsika roa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : CELLI
Visites : 2675
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ratsaraceli
Date : 03/06/2015 12:04
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0856