ZANAKO (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
yxnojq Niova indray izao ny fiainako
Tsy roa intsony toy ny teo aloha
Fa niampy iray izay tena efa niriako
Efa ela izy no nofisiko
Efa ela izay no nofisiko
Fa mamy ery dlxxmfq fa silaky ny aina
Kokokoloina fa tena lalaina
Ary handaniako herim-po sy herin-tsaina
Tsy ataoko mampitaraina
Tsy ataoko mampitaraina
Ny ditra kely sy ny tomany
Ny hantahantany ho satriko ihany
Ankalozaiko dia omeko fitia
Hilalaovako an-dry
Ary omeko tambitamby mandrakizay
Avelao ho azy
ny ezaka hatrizay
Fa na mafy aza izany
Ho zakaiko fa ho pzievur anay
Zanako, zanako
Sitrapoko avelako avokoa
Fa izay rehetra atao dia ho an’ilay sombinaiko
Mpihira : tononkira.serasera.org bodo
Tonony : bodo
Feony : dôsa
Tsy roa intsony toy ny teo aloha
Fa niampy iray izay tena efa niriako
Efa ela izy no nofisiko
Efa ela izay no nofisiko
Fa mamy ery dlxxmfq fa silaky ny aina
Kokokoloina fa tena lalaina
Ary handaniako herim-po sy herin-tsaina
Tsy ataoko mampitaraina
Tsy ataoko mampitaraina
Ny ditra kely sy ny tomany
Ny hantahantany ho satriko ihany
Ankalozaiko dia omeko fitia
Hilalaovako an-dry
Ary omeko tambitamby mandrakizay
Avelao ho azy
ny ezaka hatrizay
Fa na mafy aza izany
Ho zakaiko fa ho pzievur anay
Zanako, zanako
Sitrapoko avelako avokoa
Fa izay rehetra atao dia ho an’ilay sombinaiko
Mpihira : tononkira.serasera.org bodo
Tonony : bodo
Feony : dôsa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 7015
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 13/01/2004 23:08
