Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tafa irery (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Androany hariva lrfhg sisa no ilay ora niandrasako
Ny teny avy ao am-poko
"Tia azy aho sa tsy tia"
Fa dia tsy dskj voatanisa ilay bitsim-po tsy fantany
Irony ambo-poko no voalazako tery
Hita tamin’izay fa menatra aho angamba
Na azoazon-tahotra hilaza ny ato am-poko
Nafeniko azy indray ilay foko kely jamba
Toro vahobahotra, nijaly, nitoloko
nefa ny pdpi hany andrasany
Dia ny fahalalana f’izaho dia tena tia
Fitia tsy misy fitaka
Mino aho fa raha fantany izay ao am-po voatana
Tsy nisy tahaka ity irony foko mba nibitaka
Saingy tononkira.serasera.org lasana izy, nivily lalan-kafa
Nandeha namboly indray fitiavana any an-kafa
Izaho mangina irery
Izaho irery no nitafa

--------
Lien: