Sombinaiko (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sombinaiko, ho anao
No amoronako ity hira ity
F’efa tsy ho ela tononkira.serasera.org dia ho avy
Ilay ora iray iandrasako anao
Fantatro wwbwswo fa tsy safidinao
Ny ho tonga ety an-tany
Tsy lanitra no hitsena anao na paradisa koa
o! o !o fa
Fantatro, fa hisedra ny tqot mafy ianao
Nefa aoka ho fantatrao
rbgq Fa tsy noho izany ny hahatongavanao
Fa fitiavana
Tsy misy tambiny fa omena tsotra izao
Ka tsofin-drano ianao mba ho olo-mendrika
Fitiavana no hany anananao
Sabatra ampy hiaro anao
Raha sendra loza koa
’Zay no lovasoa tsy mety ho lo
Atolotro anao
Vatsy entinao hamaky ity fiainana mafy
Raha toa saraka anao
Io fitiavana io
Antsoy fa izy no hamaha
Hanasitrana ny aretinao
Katsaho
No amoronako ity hira ity
F’efa tsy ho ela tononkira.serasera.org dia ho avy
Ilay ora iray iandrasako anao
Fantatro wwbwswo fa tsy safidinao
Ny ho tonga ety an-tany
Tsy lanitra no hitsena anao na paradisa koa
o! o !o fa
Fantatro, fa hisedra ny tqot mafy ianao
Nefa aoka ho fantatrao
rbgq Fa tsy noho izany ny hahatongavanao
Fa fitiavana
Tsy misy tambiny fa omena tsotra izao
Ka tsofin-drano ianao mba ho olo-mendrika
Fitiavana no hany anananao
Sabatra ampy hiaro anao
Raha sendra loza koa
’Zay no lovasoa tsy mety ho lo
Atolotro anao
Vatsy entinao hamaky ity fiainana mafy
Raha toa saraka anao
Io fitiavana io
Antsoy fa izy no hamaha
Hanasitrana ny aretinao
Katsaho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BodoVangy : 13131
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mumu-onisoa
Daty : 10/05/2004 04:32
