Mba ento (Bodo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiverenana :(in-2)
Na mbola eto Madagasigara noqicj na any am-pita
Rehefa toera-manantantara tiako ho hita
Mba ento aho!
Ento aho tononkira.serasera.org hanaraka anao
Fahiny isika roa
Nazoto nifanjoy
Mpifankatia tokoa
ka tsy nifankafoy
Ankehitriny izao
Tsy miova ny fitia
Fa noho ny asanao
Ianao miriaria
Izao tontolo izao
Tetezina avokoa
Efa voatsidikao
New-York, Paris, Moscou
Koa iangaviako anao
Indraindray raha sikatrakao
Raha toa ka azo atao
Mba ento ity vadinao
Fiv
Hataontsika fanao
Ny blliueav miaraka mandeha
Rehefa taom-baovao
Na mai, na juin, na wffv juillet
Toy ny mpivady vao
Hidola isika roa
Izay tany misy anao
Mba hisy ahy koa
Izao tontolo izao
Tetezina avokoa
Hiarahako aminao
New-York, Paris, Moscou
Ny fiangaviako anao
Ekeo raha sitrakao
Raha toa ka azo atao
Mba ento ity vadinao
Fiv
Na mbola eto Madagasigara noqicj na any am-pita
Rehefa toera-manantantara tiako ho hita
Mba ento aho!
Ento aho tononkira.serasera.org hanaraka anao
Fahiny isika roa
Nazoto nifanjoy
Mpifankatia tokoa
ka tsy nifankafoy
Ankehitriny izao
Tsy miova ny fitia
Fa noho ny asanao
Ianao miriaria
Izao tontolo izao
Tetezina avokoa
Efa voatsidikao
New-York, Paris, Moscou
Koa iangaviako anao
Indraindray raha sikatrakao
Raha toa ka azo atao
Mba ento ity vadinao
Fiv
Hataontsika fanao
Ny blliueav miaraka mandeha
Rehefa taom-baovao
Na mai, na juin, na wffv juillet
Toy ny mpivady vao
Hidola isika roa
Izay tany misy anao
Mba hisy ahy koa
Izao tontolo izao
Tetezina avokoa
Hiarahako aminao
New-York, Paris, Moscou
Ny fiangaviako anao
Ekeo raha sitrakao
Raha toa ka azo atao
Mba ento ity vadinao
Fiv
--------
Rohy:
