Todisoa (Bitsikah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Na dia manonja
Mitopatopa
Ny ranomasina
Aza tononkira.serasera.org manahy
Fa mbola mitahy
Ilay ucrxk Ambony ao
2/Ka mahereza
Ny herinao hateza
Hitohy ny dianao
Tsy irery ianao
Fa mahatsiaro foana
Ireo namanao
Refrain :
Ny rahona hisava
Ny lanitra ho manga
Ny rivotra hitony
Tsy hanonja intsony
Ka dzustf ho tody soa
Ny sambokelinao
Ka hiara hifaly
Indray izahay xtuy sy ianao
Mitopatopa
Ny ranomasina
Aza tononkira.serasera.org manahy
Fa mbola mitahy
Ilay ucrxk Ambony ao
2/Ka mahereza
Ny herinao hateza
Hitohy ny dianao
Tsy irery ianao
Fa mahatsiaro foana
Ireo namanao
Refrain :
Ny rahona hisava
Ny lanitra ho manga
Ny rivotra hitony
Tsy hanonja intsony
Ka dzustf ho tody soa
Ny sambokelinao
Ka hiara hifaly
Indray izahay xtuy sy ianao
--------
Link:
